Voambolana fampiasa eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana sy ny fitantanana

Miroso hatrany isika amin’ny ezaka fampiasana voambolana malagasy eo amin’ny sehatra maro samihafa. Ny tanjontsika dia ny hamelona sy hampivoatra hatrany ny teny malagasy izay tenim-pirenentsika. « Ny teny ifaneraserana, ifanabeazana, ifampitondrana dia mitondra aina satria ny serasera no antoky ny fifankazahoana izay ifotoran’ny fahaizana miara-monina sy ny fiandrianam-pirenena » Hoy ny Tambajotra Sangambita. Alao hery ary Malagasy havako fa mitaky ny fandraisanao ny andraikitra manandrify anao ny tenindrazantsika mba tsy ho resy tosikin’ny fanatontoloana.

Ireto ary misy voambolana notsongaina tao amin’ny boky faharoa « AHITSIO NY DISO » izay navoakan’ny Foibe momba ny teny an’ny Akademia Malagasy.

  • Atelier: atrikasa
  • Arbre des objectifs: tetitanjona
  • Brochure: kiboky
  • Indemnité: tambin-karama
  • Multidimensionnel: marolafy
  • Organigramme: rindrandamina
  • Problématique: lazaolana
  • Qualification: fahaizana manokana
  • Tableau de bord: sehozotra
  • Valeur ajoutée: amboniampanga

Votre commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l’aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google

Vous commentez à l’aide de votre compte Google. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l’aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l’aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s

Créez un site ou un blog sur WordPress.com

Retour en haut ↑

%d blogueurs aiment cette page :