ABREGE D’UNE DOCTRINE DU DEVELOPPEMENT RURAL POUR MADAGASCAR

Père Henri de Laulanie - Association Tefy Saina « Le développement de Madagascar doit se faire de l’intérieur, c’est-à-dire à partir de ses ressources propres et l’homme doit en être un acteur à part entière. » Famintinana: Navondron’i Mompera de Laulanie ao anatin’ity tahirin-kevitra ity ny traikefa azony nandritra ny 25 taona niasany teto Madagasikara. Tsy nahomby... Lire la Suite →

TAO MANJAKADORIA

Rev. Maurice RASAMUEL TRANO PRINTY FJKM Imarivolanitra “Raha varatra hilatsaka ianareo izahay vatolampy ampy andihizanareo; raha havandra hiraraka ianareo izahay tanetibe amy hielezana; raha rambon-danitra hipaoka izahay eto vatobe tsy azo hontsonina; raha rano hanafotra izahay eto fefiloha tsy azo ihoarana; raha fahavalo handrava izahay eto mànda vy tsy azo ihoarana. Ka ataovy izay fareherinareo... Lire la Suite →

COURT TRAITE DE DEVELOPPEMENT

Eric Thosun MANDRARA – 2003 L’Harmattan “Nous évoluons dominés au sein des grands systèmes économico-financiers à vastes extensions internationales… Les décisions aux centres de ces systèmes dictent notre avenir infiniment plus que toutes les actions que nous pouvons mener localement…” P.29 Famintinana: Ny fampianarana azontsika dia mampisandrahaka hevitra. Be loatra ny fahalalana atsofoka ao an-dohantsika,... Lire la Suite →

NY FANAGASIANA

“ Lalàna no nanapotehina tsikelikely ny maha-Malagasy. Tsy maintsy lalàna ihany koa no hamerenana ny zo aman-kasiny, ary lalan-tokana no hany izorana ho amin’izany: FANAGASIANA.” P.59 Famintinana: Nanomboka tamin’ny fanjanahan-tany dia nosimbain’ny frantsay ny maha-firenena an’i Madagasikara: ny satam-panjakana, ny fahefana fa indrindra ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena. Hatramin’izao aza dia mbola misy... Lire la Suite →

DINITRA

“ Mahagaga!                                                                                                          ... Lire la Suite →

Créez un site ou un blog sur WordPress.com

Retour en haut ↑