Free Sell : paikady vaovao be hampifandraisana ny tanora mitady asa sy ny orinasa madinika

Tsy zovina amintsika intsony ny fahasarotan’ny fitadiavana asa eto Madagasikara noho ny fitotongan’ny toekarena ka mahatonga ny tanora maro an’isa hidonanam-poana na hirotsaka amina asa tsy sitrany akory. Eo koa anefa ireo orinasa sahirana mivarotra ny vokany noho ny tsy fananan’ny mpiasa traikefa sy ny tsy fahafehezana ireo teknikan’ny varotra ka mikaroka fatratra ireo olona... Lire la Suite →

Créez un site ou un blog sur WordPress.com

Retour en haut ↑