Diary: vita Malagasy, kanto sy tena ilaina

Omano dieny izao ny taona vaovao 2018: mamarita tanjona, mametraha fanamby ary asio lamina ny fiainanao. Indro ary atolotra anao ny Diary an-kisary 2018 misy ireo pejy ilainao mba hanana fiainana milamina sy feno fifaliana. Inona avy no hitanao ao? Diary 2018 hafa kely Tsy misy datin’andro fa manaraka izay fandaminanao Ahitanao ny halaviran’ireo toerana... Lire la Suite →

DIARY : ASIO LAMINA EO AMIN’NY FIAINANAO

Tsy misaraka amin’ny olona tompon’andraikitra ny diary. Io no anisan’ny fitaovana maneho fa mandray an-tànana ny fiainany ny olona iray ary manome lanja ny andraikiny manoloana ny hafa (fianakaviana, fiangonana, fikambanana, sns). Mety endrika maro samihafa izy io fa ny ahy aloha dia ity diary an-kisary 2017 ity no entiko miatrika ny taona. Inona ny... Lire la Suite →

Créez un site ou un blog sur WordPress.com

Retour en haut ↑