Ry vehivavy, azo atao ny miaina am-pahasambarana ireo dingam-piainanao rehetra

Matetika ny fianarana sy ny asa toa manaraka eny ihany ary vitavita ho azy eny ihany. Fa ny andavanandrom-piainan’ny vehivavy kosa dia miankina betsaka amin’ireo dingam-piainana lalovany araka ny lalàn’ny natiora, tsy inona izany fa ny mpitovo, ny fitondrana vohoka sy ny fiterahana ary ny vady sady reny. Fifampizarana teo amin’ny vehivavy maromaro samy miaina... Lire la Suite →

TOE-TSAINA MPANDRESY

Eo ireo namana sy tapaka manohana anao, fa misy lanjany kokoa rehefa avy aminao ny hery entinao miatrika ny fiainana. Io ilay toe-tsaina mpandresy, tsy manoloana ny sedra ihany fa amin’ny fotoana rehetra. Na faly na ory ianao dia aoka hitoetra ho mpandresy hatrany. Mila kolokoloina toy ny voninkazo anefa io toe-tsaina io mba handrobona,... Lire la Suite →

MILA NAMANA IANAO

Voafaoka ao anatin’io namana io ireo olona izay manohana, manoro hevitra, mananatra ary manampy anao. Mety ny iray tampo aminao, ny ray aman-dreninao, ny namanao akaiky, ny mpiray fikambanana na mpiara miasa izany. Tsy fidiny ho an’ireo singan’irery ny miatrika ny fiainana amin’ny heriny manokana. Koa aza tsinontsiniavina ny tombony azonao amin’ny fisian’ireo olona ireo.... Lire la Suite →

ANKAFIZO NY DIA

Marina  fa tanjonao ny ho tonga amin’ny toerana iray. Azonao atao anefa ny maka tsirony eny an-dàlana. Omeo lanjany mitovy amin’ny tanjona tianao ho tratrarina ny làlana ahatongavanao amin’izany. MARO NY VOKA-TSOA AZO MANDRITRA NY DIA Nifampitantara ny fialan-tsasatra izahay mpinamana indray andro izay. Mailaka ery aho nilaza fa nanao lava alina : « tsy hitahita akory... Lire la Suite →

REHEFA ANY AMBANIVOHITRA (Tapany I)

Fotoanan’ny fialan-tsasatra izao, maro amintsika no misintaka kely miala ny tanan-dehibe. Andramo apetraka mihitsy ange ny finday, ny "écouteur" sy ireo fitaovana teknolojia avo lenta e ! Ho hitanao fa maro ny zava-tsoa azonao araraotina any ambanivohitra. Na ny rivotra madio, na ny fahanginana, na ny fihaonana amin’ireo havana dia misy voka-tsoa eo amin’ny fiainana avokoa... Lire la Suite →

IRENY PITSOPITSONY IRENY NO MAHAMAMY NY FIAINANA

Raha jerena amin’ny ankapobeny ny fiainana dia mety ho fijaliana, olana, sedra sy ny sisa no mameno azy. Arakaraka ny fijerinao ihany anefa no mahatsara sy maharatsy ny fiainanao. Raha mahay mankafy sy manisy lanjany ny fotoana mamy ianao, dia ho hitanao fa mahafinaritra ny fiainana. FIJERY MIABO Faly ve ianao fa misy felan-draozy ilay... Lire la Suite →

IZAO NO FOTOANA TSARA

Aza manjeny andro ho lava ! Izao no fotoana tsara anombohanao izay efa nokasainao hatry ny ela ! Izao no fotoana tsara anatanterahanao ilay nofinofinao. Izao no fotoana tsara anapahana hevitra. Matetika isika miandry olona hafa handray fepetra amin’ny fiainantsika. Ny tena marina anefa dia fiananao io fa tsy fiainany. Ianao no mahalala izay mety aminao. Ianao... Lire la Suite →

Créez un site ou un blog sur WordPress.com

Retour en haut ↑