Ho avy mamiratra ho an’i Madagasikara

Loabary andasy nahafinaritra sy nahavelom-panantenana tokoa ilay mikasika ny “Ho avin’i Madagasikara” nokarakarain’ny banky iraisam-pirenena tamin’ny 28 Martsa 2018 teo. Anisan’ireo nanatrika tao ny tenako ary velom-bolo tokoa satria tsapa fa samy te hampandroso ny fireneny avokoa na ny tanora na ny lehibe ary tsy resaka toe-karena ihany ny fandrosoana fa mifandray amin’ny sosialy, ny... Lire la Suite →

Ny Teny Malagasy : Fanentanana ny Fon’ny Vahoaka amin’ny Fampandrosoana (Tapany II)

Fa ho hafa noho izany (Jereo ny tapany I) kosa ny zava-niseho raha tahaka izao no nitondrany ny teniny. "Misaotra anareo, lehiretsy, namaly ny antso nataonay. Isika izao mantsy no fody niara-nitsindroka sy akanga niara-nanjohy, ka tonga amin'ilay hoe : tsindranolahy an-keniheny, ka ny tama-miray ihany no miaraka." Manana tsirin-kevitra sy vinavina ho enti-mampandroso ity... Lire la Suite →

Ny Teny Malagasy : Fanentanana ny Fon’ny Vahoaka amin’ny Fampandrosoana (Tapany I)

Lahateny nataon’i Rado tetsy amin'ny Akademia Malagasy tetsy Tsimbazaza, ny 25 Jona 1994, indray no entina amintsika anio. Samia àry maka izay tandrify azy avy : Tompokolahy sy Tompokovavy, Tantara kely iray no entinay ho fampidirana izao famelabelarana izao. Hoy ity tovolahy iray avara-pianarana sady tia tanindrazana, raha namory ireo tanora tantsaha sakaizany izy, teny ambanivohitra... Lire la Suite →

Tiana Voavison RAZAFITSIALONINA : ny fampandrosoana ao anatin’ny firaisankina sy ny fifampitsinjovana no fanoitra ho an’ny fampandrosoana lovainjafy

Ho tanterahina ny 12 hatramin’ny 17 Septambra 2016 izao ao amin’ny lapan’ny faritra Matsiatra-Ambony ao Fianarantsoa ny Forum « Economie Sociale et Solidaire » andiany fahatelo eto Madagasikara. Izy io dia hetsika entina ampiroboroboana ireo rafitra mivoy ny fandrosoana ao anatin’ny firaisankina sy ny fifampitsinjovana. Indro ary entina aminao ny tafatafa nifanaovan’i Voniary tamin’ny mpikarakara dia ny filohan’ny... Lire la Suite →

COURT TRAITE DE DEVELOPPEMENT

Eric Thosun MANDRARA – 2003 L’Harmattan “Nous évoluons dominés au sein des grands systèmes économico-financiers à vastes extensions internationales… Les décisions aux centres de ces systèmes dictent notre avenir infiniment plus que toutes les actions que nous pouvons mener localement…” P.29 Famintinana: Ny fampianarana azontsika dia mampisandrahaka hevitra. Be loatra ny fahalalana atsofoka ao an-dohantsika,... Lire la Suite →

Créez un site ou un blog sur WordPress.com

Retour en haut ↑