Ry vehivavy, azo atao ny miaina am-pahasambarana ireo dingam-piainanao rehetra

Matetika ny fianarana sy ny asa toa manaraka eny ihany ary vitavita ho azy eny ihany. Fa ny andavanandrom-piainan’ny vehivavy kosa dia miankina betsaka amin’ireo dingam-piainana lalovany araka ny lalàn’ny natiora, tsy inona izany fa ny mpitovo, ny fitondrana vohoka sy ny fiterahana ary ny vady sady reny. Fifampizarana teo amin’ny vehivavy maromaro samy miaina... Lire la Suite →

Famadihana : fomba Malagasy ahitana taratra ny fihavanana sy ny firaisankina

Rehefa avy nilona tao anatin’ny fikarakarana sy ny lanonana aho dia tsapako tokoa ireo soatoavina Malagasy roa lehibe fonosin’ny famadihana, izay ventesina ombieny ombieny, tsy inona izany fa ny FIHAVANANA sy FIRAISANKINA. Efa tao anatin’ny lesona tamin’ny taona fahasivy ihany izy io fa toa natao tsianjery fotsiny. Efa nanatrika famadihana ihany koa aho fony fahakely... Lire la Suite →

Créez un site ou un blog sur WordPress.com

Retour en haut ↑