Fiofanana : « Miantomboka avy ao anaty ny fiadanana »

Sambany eto Antananarivo ary eto Madagasikara mihitsy no hisy fiofanana momba ny « Ho’oponopono », fomba avy any Hawai miompana amin’ny fampivelarana ny maha-olona. Hotanterahina ny Sabotsy 23 Martsa 2019 ho avy izao izy io, manomboka amin’ny 1 ora sy 30 minitra ka hatramin’ny 4 ora folakandro ao amin’ny Red Zone Coworing Tsiadana. Nathalie Rakotoniaina, mpanorina ny... Lire la Suite →

FANTATRO NY TANJOKO

Izay tsy manana tanjona ihany no sasatra manenjika ny hafa. Rehefa mametraka tarigetram-piainana manko ianao dia tsy maintsy hifofotra hanao izay hanatrarana azy ka tsy hanam-potoana iheverana izay ataon’ny hafa. Izay tsy mametraka tanjona mazava koa dia tsy mahita izay aleha sady tsy tonga na aiza na aiza satria rehefa be loata ny ierehan’ny saina... Lire la Suite →

TOE-TSAINA MPANDRESY

Eo ireo namana sy tapaka manohana anao, fa misy lanjany kokoa rehefa avy aminao ny hery entinao miatrika ny fiainana. Io ilay toe-tsaina mpandresy, tsy manoloana ny sedra ihany fa amin’ny fotoana rehetra. Na faly na ory ianao dia aoka hitoetra ho mpandresy hatrany. Mila kolokoloina toy ny voninkazo anefa io toe-tsaina io mba handrobona,... Lire la Suite →

IRENY PITSOPITSONY IRENY NO MAHAMAMY NY FIAINANA

Raha jerena amin’ny ankapobeny ny fiainana dia mety ho fijaliana, olana, sedra sy ny sisa no mameno azy. Arakaraka ny fijerinao ihany anefa no mahatsara sy maharatsy ny fiainanao. Raha mahay mankafy sy manisy lanjany ny fotoana mamy ianao, dia ho hitanao fa mahafinaritra ny fiainana. FIJERY MIABO Faly ve ianao fa misy felan-draozy ilay... Lire la Suite →

TONGA ETO AN-TANY IANAO MBA HO TANTARA

Ny fiainanao, manomboka ianao vao teraka hatramin’ny andro handaozanao an’ity tany ity dia mipetraka ho tantara. Tantara ho an’izay manodidina anao, ho an’ny firenenao ary ho an’ny taranakao. Ny mpanoratra dia ianao sy Ilay mpahary anao. Mandahatra Izy, fa omeny safidy koa ianao amin’izay làlana izoranao. Manan-danja amin’ny fiainanao ny fiekenao ireo toe-javatra roa ireo... Lire la Suite →

Créez un site ou un blog sur WordPress.com

Retour en haut ↑