« Ny tena fahaleovantena dia miantomboka aminao aloha» hoy i Ramose M.

Malagasy izy, Mpampianatra izy, izay ihany no satriny nampahafantarina ahy ! Izay no iantsoako azy hoe Ramose M. Rangahy sendra tafaresaka tamiko izy io, teo amin’ny toerana malalaka iray fipetrapetrahana (izay vitsy dia vitsy eto Antananarivo). Samy revo namaky boky aloha izahay, avy eo rehefa sendra nitraka dia nanomboka ny resaka. Resaka nahaliana tokoa satria nifandray... Lire la Suite →

Tsy ny rafitra no mamaritra ny maha-izy azy ny olona

Samy manana ny maha-izy azy ny olona tsirairay, io no antsoin’ny Malagasy hoe HASINA. Tsy ny rafitra no mametraka an’io fa efa ao amiko, ao aminao, ao amin’ny olombelona rehetra. Noho ny rafitra anefa dia lasa voasokajy ny olombelona : ambony sy ambany, mahay sy dondrona, manan-karena sy mahantra sy ny maro hafa. Matetika misy manararaotra... Lire la Suite →

Créez un site ou un blog sur WordPress.com

Retour en haut ↑